|
\v 14 Andriamanitra da efa nanangagny gne Tompo sady da hanangagny antsika ame heriny ko. \v 15 Tsy fantatrareo fa gne tegnanareo rantsam-batan'i Kristy? Da hindesiko zany gne ratsam-batan'i Kristy ary hampiresiko ame mpivaro-tegna? ndre zany da tsy hisy! |