1 line
498 B
Plaintext
1 line
498 B
Plaintext
Ra\v 4 ha hafaky mitsara gne zava-misy ame andavanandrom-piainagny anao,nagnino mametraky karaza tranga mitovy amizany agnatrehan'ireo zay tsy misy dikany eo ame fiangonagny?\v 5 Hametraky anareo gne hizakako anizany. Da tena tsy misy managny fahendregny ndre da raiky aza ao aminareo mba handamigny gne adiady eo ame mpirahalahy? \v 6 Fa kosa misy mpino raiky hafaky mandeha mifagnatriky ame mpino hafa eo ame fitsaragny, ary izany raha zany da apetraky eo agnatrehan'gne mpitsara izay tsy mpino! |