1 line
304 B
Plaintext
1 line
304 B
Plaintext
\v 33 Noho izany, ry rahalalahy, rehefa mivory mba hihinagny anareo,da mifandignasa. \v 34 Raha misy olo raiky mosaregny, apetray izy hihinagny andragno, amin'izay rehefa mivory anareo da tsy ame fitsaragny izany. Ary mahakasika ireo zavatry hafa izay nosoratanareo, da hagnome toro-lalagny rehefa tongo. |