tkg_1co_text_reg/11/20.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 20 Fa rehefa mivory anareo, da tsy gne fagnasan'ny Tompo gne hoaninareo. \v 21 Rehefa mihinagny anareo, da samy mihinagny gne anigny manokagny gne tsirairay alohahan'ny hinanagny gne hafa. Mosaragny gne raiky, ary gne hafa lasa mamo. \v 22 Tsy managny trano inanagny si indranomagny ve anareo? Ho tsinontsiniavinareo ve gne fiagnonan'Andriamanitra ka hahetrinareo izay tsy managny ndre ino ndre ino?Ino gne tokony ho zakaiko aminareo? Tokony hidera anareo ve iaho? Tsy hidera anareo amizan'izamy iaho!