tkg_1co_text_reg/10/14.txt

1 line
457 B
Plaintext

\v 14 \v 15 \v 16 \v 17 Noho izany, ry rahalahy, milefasa lavitry gne fanompoam-tsampy. Mizaka aminareo mitovy gne olo managny saigny iaho,mba hafahanareo mitsara gne zakaiko. Gne kapoakin'gne fisaoragny izay isaorantsika, moa ve izany tsy fiombonagny ame ràn'i Kristy? Nge mofo izay vankiantsika, moa ve izany tsy fiombonagny ame vatan'i Kristy? Satria raiky avao gne mofo, isika izay maro da vatagny raiky. Isika rehetra da mandray ame mofo raiky avakoa.