1 line
287 B
Plaintext
1 line
287 B
Plaintext
\v 8 Ho an'ireo izay tsy manambady sy ireo mpitondrategna da mizaka iaho fa tsara ho andreo raha mizanogny tsy manambady, mitovy aminaha. \v 9 kanefa indreo raha tsy afaky mamehy tegna, da tokony hanambady. Satria tsara kokoa ho andreo manambady toy izay ampirehetin'ny filàna ara-nofo. |