tkg_1co_text_reg/09/09.txt

1 line
480 B
Plaintext

Fa izany da efa vosoratry ao ame lalàn'i Mosesy hoe :" Kasiagny fehim-bava gne omby rehefa miparitaky voany izy." Da tena gne omby tokotry ve hatahoran'Andriamanitra? Tsy mizaka momba anay ve izy? Efa nosoratany ho antsika, fa izay miasa tany da tokony hiasa ane fanantenagny, ary izay mively da tokony hively ame fanantenagny gne hahazo annjara ame vokatry. Rahs namafy zavatry ara-panahy teo aminareo iahy, zakabe lôtry aminay ve gne mihila zavatry ara-materiely avy aminareo