tkg_1co_text_reg/09/07.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 7 \v 8 Ia gne magnano fanompoagny miaramila ame fandaniagny manokagny? Ia gne mamboly voloboky ary tsy mihinagny gne voany? Na ia gne miandry ondry nefa tsy misotro gne ronono avy amin'izany? Iaho ve gne nizaka anireo zavatry reo mifototry ame fahefan'ny olombolona? Tsy mizaka izany koa ve gne lalàgny?