tkg_1co_text_reg/14/15.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 15 Ino gne tokony ho aniko? Hivavaka ame Fanahiko iaho, fa hivavaka ame saiko ihany koa. Hihira miaraky ame Fanahiko iaho, ary da hihira miaraky ame saiko avakoa. \v 16 Raha tsy izany, raha midera an'Andriamanitra miaraky ame Fanahy anareo, ahoana gne hizakako gne vahiny hoe"Amen" rehefa magnome fisaoragny anao raha tsy lalany gne zakainao.