\v 5 Fa ho avy agny aminareo iaho rehefa mandalo an'i Makedonia. Fa handalo an'i Makedonia iaho.\v 6 Mety afaky hijanogny miaraky aminareo iaho na mandritry gne ririnigny mihitsy kada, mba hahafahanareo magnampy ahy ame diako, ndre aia andehehanako.