tkg_1co_text_reg/16/01.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 1 Ary mahakasika gnefanangonam-bola ho an'ireo mpino, arky gne nagnabarako lalagny gne fiangonan'i Galatia, da mitovy amizany koa gne tokony aninarao. \v 2 Ame andro voalohany gne herignandro, da tokony hanokagny zavatry gne tsirairay aminareo, ary hitahiry anizany araky izay vitanareo. Magnambohara izay mba mety tsy apisygne fanangonam-bola rehefa avy iaho.