tkg_1co_text_reg/15/22.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 22 Fa ako gne fahafatesan'gne rehetra tao amin'i Adama, da ho velomigny ao amin'i Kristy avakoa gne rehetra.\v 23 Kanefa samy ao amin'gne filaharagny manokagny gne tsirairay: Kristy, ilay voaloham-bokatry, ary avy eo gne an'i Kristy da ho anigny velogny ame fevisany.