\v 8 arany, da niboky taminaha Izy, ako hoe tame zaza teraky tsy tonga volagny. \v 9 Fa iaho gne kidy indrindra ame apostoly. Iaho da tsy mendriky gne angegny hoe apostoly satria nagnenjiky gne fiangoanan'Andiamanitra