tkg_1co_text_reg/14/31.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 31 Fa gne tsirairay aminareo da afaky mifandimbymminany mba hafahany tsirairay mianatry ary mba hahare gne rehetra. \v 32 Fa gne fagnah'ireo mpaminany da eo ambaniny fagnaraha-mason'iro mpaminany. \v 33 Fa Andriamanitry da tsy Andriamanitra gne fikorontanagny, Fa gne fiadanagny. Izany gne fitsipiky ho an'ireo fiangonan'ireo mpino agnaby.