tkg_1co_text_reg/14/24.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 24 Fa raha naminagny avakoa anareo agnaby ka nisy tsy mpino na vahiny niditry, da ho resy lahatry amin'zany reheny izy. Ho tsaraigny ame alalan'izay rehetra vozaka izy. \v 25 Ho ambara gne tsiambaratelo ame fony. vokatr'izay, handohaliky izy ary hitsaoky an'Andriamanitra. Hagnambara izy fa tena eo aminareo Andriamanitra.