tkg_1co_text_reg/14/22.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 22 Noho izany ireo fizaka da famantaragny, tsy amin'ireo mpino. Fa gne faminaniagny kosa da ho famantaragny, tsy ho an'gne tsy mpino, fa ho an'ireo mpino.\v 23 Noho izany, raha misy, miara-miangogny gne fiangonana rehetra ary mizaka ame fizaka tsy fantatry avakoa, ary miditry gne vahiny sy tsy mpino, tsy ho zakaign'indreo fa mola anareo?