tkg_1co_text_reg/14/17.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 17 Fa anao da tena magnome fisaoragny tsara avao, fa gne olo-kafa tsy miorina.\v 18 Misaotry an'Andriamanitra iaho fa mizaka ame fizaka tsy fantatry mihotry noho anareo rehefa. \v 19 Saingy any am-piangonana da aleoko mizaka teny dimy araky gne fahazoako mba hafako mampianatry gne hafa, toy izany zaka raiky ariva ame fizaka tsy lala.