tkg_1co_text_reg/14/05.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 5 Amizao da magniry anareo rehetra hizaka ame fizaka tsy lala iaho. Fa mbola mihotry noho izany aza, magniry iaho gne haminanianareo. Izay maminany da zakabe kokoa noho izay mizaka tsy lala ( raha tsy hoe misy olo raiky mandika zaka ka mba mety hiorenagny fiangonana).\v 6 Fa amizao, ry rahalahy, raha avy eo aminareo ame fizaka tsy lala iaho, ino gne tombon-tsoa omeko anareo amizany? Tsy afaky iaho, raha tsy hoe mizaka aminareo ame fagnambaragny, na fahalalagny, na faminaniagny, na fampianaragny.