tkg_1co_text_reg/12/01.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 1 Momba ireo fagnomezam-pagnahy, ry rahalahy, da tsy tiako tsy ahalala anareo.\v 2 Fantatrareo fa fony anareo mpanompo sampy, da voavily nakany am'ireo sampy tsy manam-peo anareo, tagny amin'izamy lalana rehetra nitarihin'ireo anareo.\v 3 Noho izany tiako ho fantatrareo fa tsy misy olo izay mizaka ame Fanahan'Andriamanitra afaka mizaka hoe:" Jesosy da voaozogny." Tsy misy afaky mizaka hoe:" Jesosy da Tompo," afa-tsy ame lalan'gne Fanahy Masina.