tkg_1co_text_reg/11/25.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 25 Mitovy amin'izany koa da nalainy gne kapoky rehefa avy ninagny ariva, ary nizaka izy hoe:" Ity gne kapoaka ity gne fagnekegny vaovao ao ame ràko. Anio io ndre da ovia anareo gne mindrano, ho fitadidiagny Anaha."\v 26 Ame fotogny rehetra izay hinananareo an'ity mofo ity sy hindranomareo an'ity kapoaka ity, da magnambara gne fahafatesan'gne Tompo mandra-pevisany.