tkg_1co_text_reg/11/23.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 23 Fa nalaiko avy amin'i Tompo avakoa izany ampitako aminareo, fa Jesosy Tompo, tame gne aligne namadihagny anazy, da nangalaky mofo. \v 24 Reheha avy nisaotry Izy, da nanapaka izany ary mizaka hoe:" Ity gne vatako, izay ho anareo. Anio izany mba fatadidianareo anaha."