tkg_1co_text_reg/11/17.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 17 Fa agnatin'ireo torolalagny magnaraky, da tsy midera anareo iaho. Fa rehefa miara-tonga anareo, da tsy ho ane tsara izany fa ho ane ratsy indrindra.\v 18 Fa tame voalohany indrindry, reko fa rehefa miaraky mivavaky ao ame fiangonagny anareo, da tsy misy fizarazaragny eo aminareo, ary mino ame ilany iaho. \v 19 Fa tsy maintsy misy fitsitokotokonagny eo aminareo, mba hankasitrahagny eo aminareo izay nekegny.