tkg_1co_text_reg/11/13.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 13 Tsarao gne tegnanareo: Mety ame viavy ve gne mivavaky amin'Andriamanitra tsy misaron-doha? \v 14 Tsy gne natiora mihitsy aza ve no mampianatry anareo fa raha gne lehilahy no lava volo, da fahafaham-baraka ho anazy izany? \v 15 Tsy mampianatry anareo ve gne natiora fa raha gne viavy gne lava volo, da voninahitry ho azy izany? Fa nomegny anazy gne volo mba handrakofagny anizany. \v 16 Fa raha misy te-hiady hevitry amizany, da tsy managny fampiharagny hafa anizany, ndre gne fiangonan'Andriamanitra.