tkg_1co_text_reg/09/17.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 17 Fa raha magnano izany an-tsitrapo iaho, da managny valisoa. Fa raha tsy na-tsitrapo kosa, da mbola managny gne andraikitry izay nankinigny tamiko iaho. \v 18 Ino ary izany gne valisoako? Izany da rehefa mitory aho, da afaky manolotry gne filazantsara tsy misy fandoavam-bola ka mba tsy hampiasa tanteraky gne zoko ame filazantsara.