tkg_1co_text_reg/07/27.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 27 Voafatotry ame vehivavy ve anareo? Aza mitady gne ho hafaky aminy. Afaky ame vadinao ve anao? Aza mitady vady. Nefa raha manambady anareo, da tsy nanota. \v 28 Raha gne vehivavy tsy manambady gne manmbady, da tsy nanota izy. Nefa ireo izay manambady da hanagny karazan'olagny maro raha mbola velogny, ary iaho da te hangalaky anareo amin'izany.