tkg_1co_text_reg/07/20.txt

1 line
609 B
Plaintext

\v 20 Gne tsirairay avy da tokony hijanogny ame fiantsoagny izay nisy azy rehefa nantsoin'Andriamanitra mba hino izy. \v 21 Andevo ve anao tamin'Andriamanitra nangaiky anao? ka magnahagnaha gne amizany. Fa raha mety ho afaka anao, da araraoty izany. \v 22 Satria gne olo raiky izay nangeny Tompo ho andevo da olo afaky gne Tompo. Da akoizany koa gne olo izay afaky fony izy nangegny mba hino da andevon'Kristy. \v 23 Anareo da vovidy, noho izany da aza avy akon'ireo andevon'gne olo. \v 24 Ry rahalahy, na ino na ino fiainangy nisy antsika tamen'tsika nangegny mba hino, da aoka isika hijanogny akoizany avao.