tkg_1co_text_reg/07/05.txt

1 line
626 B
Plaintext

\v 5 Ka mifanakasakagny anareo tsirairay, afa-tsy ame fifagnaragny nifagnamboaragny ame fotoagny votokagny. Ataovy izay mba hafahanareo manoka-tegna ame vavaka. Avy eo da tokony hiara-hatory koa anareo, mba tsy hazahoan'n satana maka fanahy anareo nohon'ny tsy fanananareo fifehezan-tenga.\v 6 Kanefa iaho da mizaka an'ireo zavatry ireo aminareo am-pahalalagny fa tsy didy.\v 7 Fagnirihako gne olon-drehetra mba hitovy amiko. Fa gne tsirairay da samy nanagny gne fagnomezam-pasohavagny manokagny avy amin'Andriamanitra. Gne raiky managny ity karazam-pagnomezam-pahasoavagny ity, ary gne raiky hafa managny karazany hafa koa.