tkg_1co_text_reg/06/19.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 19 Tsy fantatrareo fa gne vatanareo da tempolin'ny Fagnahy Masina, izay mipetraky ao agnatinareo, azonareo avy amin'Andriamanitra ? Tsy lalanareo fa tsy anareo gne tegnanareo? \v 20 Fa olo vovidy anareo. Noho izany da mankalazà an'Andriamanitra ame tegnanareo.[Fagnamarinagny: Ireo dika-teny sasany da mivaky toy izao hoe: "Noho izany mankalazà an"Andriamanitra ame tegnanareo sy ame fahaninareo, izay an'Andriamanitra." Fa gne dika-teny tsara indrindra da tsy mivaky toa an'io.]