tkg_1co_text_reg/06/09.txt

1 line
597 B
Plaintext

\v 9 Da tsy fantatrareo ve fa gne tsy marina da tsy handova gne Fanjakan'Andriamanitra? Ka magneky vandy. Gne kivadivady, mpanompo sampy, mpagnala vadin'olo, gne lehilahy mivaro-tegna, gne miaraky matory ame samy lehilahy, \v 10 gne mpangalatry, gne tsy malala voky ,gne mpindrano tôky, gne mpagnaratsy, gne mpngalaky an-keriny---da tsy misy na raiky amin'izy ireo handova gne fanjakan'Andriamanitra. \v 11 Da akohizany gne sasany aminareo. Fa efa vosasa anareo, nohamasinigny anareo, ary da vomariky amin'Andriamanitra anareo tame agnaran'ny Tompo Jesosy Kristy sy tame Fagnahin'Andriamanitra.