tkg_1co_text_reg/06/01.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 1 Rehefa misy raiky aminareo managny ady ame hafa, sady handeha ame fitsaragny alohan'ny mpitsara tsy mino ve izy,fa tsy eo alohan'ny mpino? \v 2 Tsy fantatreo fa gne mpino gne hitsara an'izao tontolo izao? Raha izany, anareo gne hitsara an'izao tontolo izao, da tsy mahavita mandamigny raha madiniky anareo?\v 3 Tsy fantatrareo fa hitsara anireo anjely isika? Akognaia gne fihoaragny gne faharatsigny mitsara gne raharaha amin'ity fiaignagny ty?