tkg_1co_text_reg/04/06.txt

1 line
525 B
Plaintext

\v 6 Ankehitriny, ry rahalahy, nampiasa anireo fitsipiky ireo taminaro sy tame Apostoly iaho nohon'ny aminareo,mba hafahanareo mianatry avy aminaygne dikan'ny fizakagny hoe:"Aza mandeha mihôtry izay voasoratry." Izany da mba tsy hisy raiky aminareo hirehareha gne amin'ny fankasitrany gne raiky noho gne hafa.\v 7 Fa izy gne mahita gne fahasamihafagny eo aminareo sy gne hafa? Inogne anagnanareo ka tsy noraisinareo maimaimpona? Raha nandray anizany maimaimpona anareo,nagnino anareo no mirehareha mitovy ame tsy naninareo.