tkg_1co_text_reg/03/03.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 3 Satria anareo mbola araky gne nofo. Fa ndre aiza misy fahasarotam-piaro sy fifamaligny eo aminareo,da tsy mivelogny araky gne nofo ve anareo, ary da tsy mandeha ame tokony ho izy gne olombelona? \v 4 Fa rehefa raiky mizaka hoe:" Iaho magnaraky an'i Paoly" ary gne raiky mizaka hoe "iaho magnaraky an'i Apolosy," da mivelogny motovy ame olombelogny avao ve anao? \v 5 Ia ary i Apolosy? Ia i Paoly ? Mpanompo izay tamin'ny alalan'ny no ninoanareo, izay nomen'ny Tompo asa avy.