tkg_1co_text_reg/01/07.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 7 Noho izany anareo da tsy halahelo fagnomezam-pasohavagny eo ampandignasanaeo gne fagnambaragny an'i Jesosy Kristy Tompontsika. \v 8 Izy avakoa da magnampetraky anareo hatrame farany, datsy hanagny tsigny anareo ame andron'i Jesosy Kristy Tompontsika. \v 9 Matoky Andriamanitra, izay nangaiky anareo ho ame feragny ame zanany lahy, Jesosy Kristy Tompontsika.