\v 12 Nge tiako zakagny da izao: nge tsiraikiraiky aminareo da samby magnano hoe:" Iaho miaraky amin'i Poaly" na "Iaho miaraky amin'i Apolosy " na "Iaho miaraky amin'i Kefasy" na"iaho miaraky amin'i Kristy." \v 13 Da vozarazara zany i Kristy? I Paoly zany gne nofantsigny ho anareo? Tame gnagnaran'i Poaly tokotry gne nagnamboharagny batisa anareo?