\v 7 Ia gne magnano fanompoagny miaramila ame fandaniagny manokagny? Ia gne mamboly voloboky ary tsy mihinagny gne voany? Na ia gne miandry ondry nefa tsy misotro gne ronono avy amin'izany? \v 8 Iaho ve gne nizaka anireo zavatry reo mifototry ame fahefan'ny olombolona? Tsy mizaka izany koa ve gne lalĂ gny?