auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-12 06:58:22 -05:00 committed by root
parent 492320aec4
commit eac6941288
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Iahy da nahare tatitry fa misy mampirefy eo aminare, fitondran-tegna tsy mety izany tsy azo anigny amin'ireo Jentilisa. Gne tatitry da hoe misy miaraky matory ame vadin'i abany. Anareo da tene magnanognano fahatany! Tsy tokony alahelo ve anareo? Gne raiky magnano anizany da tsy maintsy alàgny eo aminareo.
\v 1 Iahy da nahare tatitry fa misy mampirefy eo aminare, fitondran-tegna tsy mety izany tsy azo anigny amin'ireo Jentilisa. Gne tatitry da hoe misy miaraky matory ame vadin'i abany.\v 2 Anareo da tene magnanognano fahatany! Tsy tokony alahelo ve anareo? Gne raiky magnano anizany da tsy maintsy alàgny eo aminareo.