auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-03-14 05:17:09 -04:00 committed by root
parent 05e3572be1
commit da84f802f3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gne nafafinareo da tsy gne vatagny izay ho avy, fa voa fostiny. Izany da mety ho lasa vary na raha hafa. Fa homen'Andriamanitra anazy gne vatagny araky izay safidiny
Gne nafafinareo da tsy gne vatagny izay ho avy, fa voa fostiny. Izany da mety ho lasa vary na raha hafa. Fa homen'Andriamanitra anazy gne vatagny araky izay safidiny, ary samy ame vatany avy gne voa tsirairay. Tsy gne nofo aby gne mitovy. fa kosa, raiky gne nofon'gne olombelogny da hafa