auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-03 04:49:33 -05:00 committed by root
parent c49c0fd18c
commit c77a20370d
10 changed files with 10 additions and 10 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Paoly, natsovan'i Jesosy Kristy mbo ho Apostoly none sitrapon'Andriamanitra, sy Sostena rahalahiny.ho ane fengonan'Andriamanitra ao Korinto, ho an'ireo zay nohamasinigny taoamin'i Kristy Jesosy. izay nangihagny ho olo Masina. Manoratry anareo aby izay mangaiky gnagnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika ame toeragny aby avakoa iahy, gne Tompondreo da gnatsika. Da ho aminareo gne fasohavagny ame fiadanagny avy amin'Andriamanitra abatsika sy Jesosy Kristy Tompo.
\v 1 \v 2 \v 3 Paoly, natsovan'i Jesosy Kristy mbo ho Apostoly none sitrapon'Andriamanitra, sy Sostena rahalahiny.ho ane fengonan'Andriamanitra ao Korinto, ho an'ireo zay nohamasinigny taoamin'i Kristy Jesosy. izay nangihagny ho olo Masina. Manoratry anareo aby izay mangaiky gnagnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika ame toeragny aby avakoa iahy, gne Tompondreo da gnatsika. Da ho aminareo gne fasohavagny ame fiadanagny avy amin'Andriamanitra abatsika sy Jesosy Kristy Tompo.

View File

@ -1 +1 @@
Iaho da tsy valaky gne magnome fisaoragny an'Andriamanitra ho anareo none fasohavan'Andriamanitra izay nomen'i Jesosy Kristy anareo. Naniny nanakarena ame fomba agnaby anareo, tame fizakagny aby sy gne fafataragny agnaby, raha vomariky teo aminareo fa marigny gne fagnambaran'i Kristy.
\v 4 \v 5 \v 6 Iaho da tsy valaky gne magnome fisaoragny an'Andriamanitra ho anareo none fasohavan'Andriamanitra izay nomen'i Jesosy Kristy anareo. Naniny nanakarena ame fomba agnaby anareo, tame fizakagny aby sy gne fafataragny agnaby, raha vomariky teo aminareo fa marigny gne fagnambaran'i Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany anareo da tsy halahelo fagnomezam-pasohavagny eo ampandignasanaeo gne fagnambaragny an'i Jesosy Kristy Tompontsika. Izy avakoa da magnampetraky anareo hatrame farany, datsy hanagny tsigny anareo ame andron'i Jesosy Kristy Tompontsika. Matoky Andriamanitra, izay nangaiky anareo ho ame feragny ame zanany lahy, Jesosy Kristy Tompontsika.
\v 7 \v 8 \v 9 Noho izany anareo da tsy halahelo fagnomezam-pasohavagny eo ampandignasanaeo gne fagnambaragny an'i Jesosy Kristy Tompontsika. Izy avakoa da magnampetraky anareo hatrame farany, datsy hanagny tsigny anareo ame andron'i Jesosy Kristy Tompontsika. Matoky Andriamanitra, izay nangaiky anareo ho ame feragny ame zanany lahy, Jesosy Kristy Tompontsika.

View File

@ -1 +1 @@
Amizao da mandrisiky anareo iaho, ry rahalahy, ame agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaranareo agnaby,da tsy hisy fisaragny eo aminaro. Da mandrisiky iaho mba hitambatry ame saigny mitovy sy gne tanjogny raiky mitovy avakoa anareo. Fa efa nizakagny mazava tamina, ry rahalahy,tame alalan'ny vahokan'i Kloe fa misy fitongilagnagny eo aminareo.
\v 10 \v 11 Amizao da mandrisiky anareo iaho, ry rahalahy, ame agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaranareo agnaby,da tsy hisy fisaragny eo aminaro. Da mandrisiky iaho mba hitambatry ame saigny mitovy sy gne tanjogny raiky mitovy avakoa anareo. Fa efa nizakagny mazava tamina, ry rahalahy,tame alalan'ny vahokan'i Kloe fa misy fitongilagnagny eo aminareo.

View File

@ -1 +1 @@
Nge tiako zakagny da izao: nge tsiraikiraiky aminareo da samby magnano hoe:" Iaho miaraky amin'i Poaly" na "Iaho miaraky amin'i Apolosy " na "Iaho miaraky amin'i Kefasy " na "iaho miaraky amin'i Kristy." Da vozarazara zany i Kristy? I Paoly zany gne nofantsigny ho anareo? Tame gnagnaran'i Poaly tokotry gne nagnamboharagny batisa anareo?
\v 12 \v 13 Nge tiako zakagny da izao: nge tsiraikiraiky aminareo da samby magnano hoe:" Iaho miaraky amin'i Poaly" na "Iaho miaraky amin'i Apolosy " na "Iaho miaraky amin'i Kefasy " na "iaho miaraky amin'i Kristy." Da vozarazara zany i Kristy? I Paoly zany gne nofantsigny ho anareo? Tame gnagnaran'i Poaly tokotry gne nagnamboharagny batisa anareo?

View File

@ -1 +1 @@
Da misaotry an'Andriamanitra iaho fa tsy nisy naniko batisa anareo, afa tsy Krispo sy Gaio. Izany da tsy hafahan'iza na iza mizaka hoe tame gnaagnarako gne nagnamboharagny batisa anreo. ( Iaho avakoa da nagnano batisa gne fihanakavihany Stefanasy. Gnakotranizany, da tsy fantako raha avy nagnano batisa olo hafa iaho.)
\v 14 \v 15 \v 16 Da misaotry an'Andriamanitra iaho fa tsy nisy naniko batisa anareo, afa tsy Krispo sy Gaio. Izany da tsy hafahan'iza na iza mizaka hoe tame gnaagnarako gne nagnamboharagny batisa anreo. ( Iaho avakoa da nagnano batisa gne fihanakavihany Stefanasy. Gnakotranizany, da tsy fantako raha avy nagnano batisa olo hafa iaho.)

View File

@ -1 +1 @@
Fa i Kristy da tsy nagniraky anaha mba hampagnano batisa fa hambara gne filazantbsara. Izy da tsy nandefa anaha hitory ame fahendren'gne olombelogny, mba tsy hamono gne heriny hazofijalian'i Kristy.
\v 17 Fa i Kristy da tsy nagniraky anaha mba hampagnano batisa fa hambara gne filazantbsara. Izy da tsy nandefa anaha hitory ame fahendren'gne olombelogny, mba tsy hamono gne heriny hazofijalian'i Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
Gnafatry momba gne hazo fijaliagny da fagnamolagny amin'ireo ho faty. Da mireo zay ho vonjen'Andriamanitra kosa,da herin'Andriamanitra izany. Fa vodika hoe:" Ho potehiko gne fahendrene gne hendry. Ho aniko tsy misy gne fahalala gne mahay.
\v 18 \v 19 Gnafatry momba gne hazo fijaliagny da fagnamolagny amin'ireo ho faty. Da mireo zay ho vonjen'Andriamanitra kosa,da herin'Andriamanitra izany. Fa vodika hoe:" Ho potehiko gne fahendrene gne hendry. Ho aniko tsy misy gne fahalala gne mahay.

View File

@ -1 +1 @@
Aia gne olo-kendry? aia gne manam-pahezagny? aia gne mpiady hevitry an'izao tontolo izao? Korisy tys navadik'Andriamanitra fo famolagny tokotry gne fahendren'izao tontolo izao? Satria da tsy nalala an'Andriamanitra izao tontolo izao tao ame fahendregny, da sitrak'andriamanitra gne hamonjy ireo mino ame alalane gne fahadalany gne fitoriagny.
\v 20 \v 21 Aia gne olo-kendry? aia gne manam-pahezagny? aia gne mpiady hevitry an'izao tontolo izao? Korisy tys navadik'Andriamanitra fo famolagny tokotry gne fahendren'izao tontolo izao? Satria da tsy nalala an'Andriamanitra izao tontolo izao tao ame fahendregny, da sitrak'andriamanitra gne hamonjy ireo mino ame alalane gne fahadalany gne fitoriagny.

View File

@ -1 +1 @@
Fa gne Jiosy da mangataky famataragny mahagaga da gne Grika mitady gne fahendregny. Fa iahy magnambara an'i Kristy voafantsiky, izay vato mandogny ho ane Jiosy ary da fagnabaribaragny ho ane Grika.
\v 22 \v 23 Fa gne Jiosy da mangataky famataragny mahagaga da gne Grika mitady gne fahendregny. Fa iahy magnambara an'i Kristy voafantsiky, izay vato mandogny ho ane Jiosy ary da fagnabaribaragny ho ane Grika.