auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-03-02 12:15:57 -05:00 committed by root
parent 74a8b27b4b
commit bf9853ab3d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa izany da efa vosoratry ao ame lalàn'i Mosesy hoe :" Kasiagny fehim-bava gne omby rehefa miparitaky voany izy." Da tena gne omby tokotry ve hatahoran'Andriamanitra? Tsy mizaka momba anay ve izy? Efa nosoratany ho antsika, fa izay miasa tany da tokony hiasa ane fanantenagny, ary izay mively da
Fa izany da efa vosoratry ao ame lalàn'i Mosesy hoe :" Kasiagny fehim-bava gne omby rehefa miparitaky voany izy." Da tena gne omby tokotry ve hatahoran'Andriamanitra? Tsy mizaka momba anay ve izy? Efa nosoratany ho antsika, fa izay miasa tany da tokony hiasa ane fanantenagny, ary izay mively da tokony hively ame fanantenagny gne hahazo annjara ame vokatry. Rahs namafy zavatry ara-panahy teo aminareo iahy, zakabe lôtry aminay ve gn