diff --git a/11/01.txt b/11/01.txt index 2b701ca..ff8dcb1 100644 --- a/11/01.txt +++ b/11/01.txt @@ -1 +1 @@ -Alay taky iaho, mitovy aminaha mangala-taky an'i Kristy. Ary midera anareo iaho satria mahatsiaro anaha ame zavatry rehetra anareo. Midera anareo iaho satria mitazogny mafy gne fombafomba araky gne nagnomezako azy teo aminareo. Ary da tiako ho azonareo fa kristy gne lohan'gne lehilahy rehetra, fa gne lehilahy \ No newline at end of file +Alay taky iaho, mitovy aminaha mangala-taky an'i Kristy. Ary midera anareo iaho satria mahatsiaro anaha ame zavatry rehetra anareo. Midera anareo iaho satria mitazogny mafy gne fombafomba araky gne nagnomezako azy teo aminareo. Ary da tiako ho azonareo fa kristy gne lohan'gne lehilahy rehetra, fa gne lehilahy gne lohan'gne viavy,ary Andriamanitry gne lohan'i Kristy. Ary magngalaky gne voninahitriny gne lohany gne lehilahy mivavaky na ma \ No newline at end of file