auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-12 06:58:22 -05:00 committed by root
parent 3bed90abf9
commit b1d99f593f
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Efa angnanareo aby izay rehetra tadiavinareo! Efa lasa mpanakarena anareo! Ary efa nanomboky nanjaka anareo-- Ary izany da tsy avy taminay! Iaho da magniry tokotry gne nanjakanareo, mba hafahanay manjaka miaraky aminare. Fa iaho da mieritreritry fa Andriamanitry da nametraky antsika ho apostoly mibabadriky mitovy gne farany ame laharagny sy mitovy gne ologngy voaheloky ho faty. Iahy da lasa fampisehoagny ho an'izao tontolo izao--- ho an'ireo anjely, ary ho an'gnolombelogny.
\v 8 \v 9 Efa angnanareo aby izay rehetra tadiavinareo! Efa lasa mpanakarena anareo! Ary efa nanomboky nanjaka anareo-- Ary izany da tsy avy taminay! Iaho da magniry tokotry gne nanjakanareo, mba hafahanay manjaka miaraky aminare. Fa iaho da mieritreritry fa Andriamanitry da nametraky antsika ho apostoly mibabadriky mitovy gne farany ame laharagny sy mitovy gne ologngy voaheloky ho faty. Iahy da lasa fampisehoagny ho an'izao tontolo izao--- ho an'ireo anjely, ary ho an'gnolombelogny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Iaho da tsy nanoratry anireo zavatry ireo mba hahamegnatry anareo, fa magnitsy anareo mitovy ame zanako malalako. \v 15 Fa na da managny mpiambigny raiky ao amin'i Kristy aza anareo, da tsy magny aba maro. Fa iaho da lasa rainareo ao amin'i Kristy Jesosy tame alalan'ny filazantsara. Iaho da mandrisiky anareo mba mpaka-tahaky mitovy aminaha.
\v 14 Iaho da tsy nanoratry anireo zavatry ireo mba hahamegnatry anareo, fa magnitsy anareo mitovy ame zanako malalako. \v 15 Fa na da managny mpiambigny raiky ao amin'i Kristy aza anareo, da tsy magny aba maro. Fa iaho da lasa rainareo ao amin'i Kristy Jesosy tame alalan'ny filazantsara. \v 16 Iaho da mandrisiky anareo mba mpaka-tahaky mitovy aminaha.