auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-03-03 01:49:34 -05:00 committed by root
parent 53cf6c8e2b
commit af8597e3bc
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nefa tsy nitaky gne raiky tamin'ireo zo ireo iaho. Ary tsy manoratry an'izany aho mba mety hisy zavatry hatao ho ahy. Aleoko maty toy izay hisy olo hanaisotra amina izany rehareha izany. Fa raha mitory gne filazantsara iaho, da tsy misy antony tokony ireharehako, satria tsy maintsy manao izany aho. Ary gne loza ho anaha raha tsy mitory gne filazantsara iaho!
\v 15 \v 16 Nefa tsy nitaky gne raiky tamin'ireo zo ireo iaho. Ary tsy manoratry an'izany aho mba mety hisy zavatry hatao ho ahy. Aleoko maty toy izay hisy olo hanaisotra amina izany rehareha izany. Fa raha mitory gne filazantsara iaho, da tsy misy antony tokony ireharehako, satria tsy maintsy manao izany aho. Ary gne loza ho anaha raha tsy mitory gne filazantsara iaho!

View File

@ -1 +1 @@
Fa raha magnano izany an-tsitrapo iaho, da managny valisoa. Fa raha tsy na-tsitrapo kosa, da mbola managny gne andraikitry izay nankinigny tamiko iaho. Ino ary izany gne valisoako? Izany da rehefa mitory aho, da afaky manolotry gne filazantsara tsy misy fandoavam-bola ka mba tsy hampiasa tanteraky gne zoko ame filazantsara.
\v 17 \v 18 Fa raha magnano izany an-tsitrapo iaho, da managny valisoa. Fa raha tsy na-tsitrapo kosa, da mbola managny gne andraikitry izay nankinigny tamiko iaho. Ino ary izany gne valisoako? Izany da rehefa mitory aho, da afaky manolotry gne filazantsara tsy misy fandoavam-bola ka mba tsy hampiasa tanteraky gne zoko ame filazantsara.

1
09/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa na de afaky ame rehetra aza iaho, da tonga ho mpanompo ho ane rehetra, mba hahazoako bebe kokoa. Teo ame Jiosy da lasa mit