auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-12 07:54:14 -05:00 committed by root
parent 228c92184b
commit 8fa0795f9d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ankehitriny iaho da manoratry ho anareo mba tsy hiara-hiasa ndre amin'iza zakaigny fa rahala nefa da nbola miaigny ao agnatin'ny finjanganjangagny, na izay tsy manam-bady, na magnano sampy, na mpizaka ratsy, na mpindrano toaky, na mpangalatry. Ka mihinagny miaraky ame olo akoizany. Akognaia gne idirako ame fitsaragny izay agny imbadikin'ny fengonagny? Mifamadiky amizany anareo ve da tsy tokony hitsara ireo izay agnatine fengonagny? Andriamanitra da mitsara
\v 11 \v 12 \v 13 Ankehitriny iaho da manoratry ho anareo mba tsy hiara-hiasa ndre amin'iza zakaigny fa rahala nefa da nbola miaigny ao agnatin'ny finjanganjangagny, na izay tsy manam-bady, na magnano sampy, na mpizaka ratsy, na mpindrano toaky, na mpangalatry. Ka mihinagny miaraky ame olo akoizany. Akognaia gne idirako ame fitsaragny izay agny imbadikin'ny fengonagny? Mifamadiky amizany anareo ve da tsy tokony hitsara ireo izay agnatine fengonagny? Andriamanitra da mitsara izay agny ambadiky ." Alay eo aminareo gne olo ratsy."