auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-03-02 12:41:04 -05:00 committed by root
parent 9b8eaed0d5
commit 8e5c261c4b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Koa none fahalalanao gne toetra marina momba gne sampy, da very gne rahalahy malemy finogny raiky,izay nahafaty an'i Kristy. Noho izany, rehefa manota ame rahalahinareo anareo ka mandra gne sainy malamin'izy ireo, da manota manohitry an'i Kristy anareo. Noho izany, ra gne sakafo no mahatonga gne rahalahiko ho tafitohigny, da tsy hihina-kena sanaky aho, mba tsy avy amiko gne halavo gne rahalahiko.
\v 11 \v 12 Koa none fahalalanao gne toetra marina momba gne sampy, da very gne rahalahy malemy finogny raiky,izay nahafaty an'i Kristy. Noho izany, rehefa manota ame rahalahinareo anareo ka mandra gne sainy malamin'izy ireo, da manota manohitry an'i Kristy anareo. \v 13 Noho izany, ra gne sakafo no mahatonga gne rahalahiko ho tafitohigny, da tsy hihina-kena sanaky aho, mba tsy avy amiko gne halavo gne rahalahiko.