auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-12 06:54:07 -05:00 committed by root
parent 6be40e30bf
commit 83ffe1d224
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Miasa mafy iahy, miasa ame alalan'ny tagnanay avao. Rehefa latsaigny iahy, da miaritry. Rehefa hiagnigny iahy, da mitso-dran. Rehefa voaendrikendriky iahy da mizaka ame hatsaram-pagnahy.Iahy da niova, ary mbola alainay ho, fakon'izao tontolo izao sy faikan'ny zavatry rehetra.
\v 12 \v 13 Miasa mafy iahy, miasa ame alalan'ny tagnanay avao. Rehefa latsaigny iahy, da miaritry. Rehefa hiagnigny iahy, da mitso-dran. Rehefa voaendrikendriky iahy da mizaka ame hatsaram-pagnahy.Iahy da niova, ary mbola alainay ho, fakon'izao tontolo izao sy faikan'ny zavatry rehetra.

View File

@ -1 +1 @@
Iaho da tsy nanoratry anireo zavatry ireo mba hahamegnatry anareo, fa magnitsy anareo mitovy ame zanako malalako. Fa na da managny mpiambigny raiky ao amin'i Kristy aza anareo, da tsy magny aba maro. Fa iaho da lasa rainareo ao amin'i Kristy Jesosy tame alalan'ny filazantsara. Iaho da mandrisiky anareo mba mpaka-tahaky mitovy aminaha.
\v 14 \v 15 \v 16 Iaho da tsy nanoratry anireo zavatry ireo mba hahamegnatry anareo, fa magnitsy anareo mitovy ame zanako malalako. Fa na da managny mpiambigny raiky ao amin'i Kristy aza anareo, da tsy magny aba maro. Fa iaho da lasa rainareo ao amin'i Kristy Jesosy tame alalan'ny filazantsara. Iaho da mandrisiky anareo mba mpaka-tahaky mitovy aminaha.

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Izany gne nandefasako Anareo an'i Timoty, Zanako malalako sady matoky ao amin'in Tkmp