auto save
This commit is contained in:
parent
4c0deeb674
commit
5889a61ea8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Raha mandeha aminareo iaho,ry rahalahy, da tsy avy niaraky tamin'ny lahateny na fahendregny raha nagnabara gne misitery momban'Andriamanitra.[ Fagnamarinagny: Gne dikateny hafa da mivaky toy izao hoe:"Ra nagnambara gne fijorohany gne vavolombolona momban'Andriamanitra aho."] Fa gne fanapa-kevitry tsy hahalala na ino na ino iaho rehefa teo aminareo, afa tsy Jesosy Kristy, sy izy vôfantsiky.
|
||||
\v 1 \v 2 Raha mandeha aminareo iaho,ry rahalahy, da tsy avy niaraky tamin'ny lahateny na fahendregny raha nagnabara gne misitery momban'Andriamanitra.[ Fagnamarinagny: Gne dikateny hafa da mivaky toy izao hoe:"Ra nagnambara gne fijorohany gne vavolombolona momban'Andriamanitra aho."] Fa gne fanapa-kevitry tsy hahalala na ino na ino iaho rehefa teo aminareo, afa tsy Jesosy Kristy, sy izy vôfantsiky.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary niaraky taminareo iaho teo amin'ny fahalemegny, sy teo ame tahotry, ary teo ame fangitakitagny zakabe. Ary gne hafatro sy gne fagnambarako da tsy tame zaka fandresen-dahatry gne fa
|
||||
\v 3 \v 4 \v 5 Ary niaraky taminareo iaho teo amin'ny fahalemegny, sy teo ame tahotry, ary teo ame fangitakitagny zakabe. Ary gne hafatro sy gne fagnambarako da tsy tame zaka fandresen-dahatry gne fahendregny.Fa kosa, ireo da tame fanehoan'ny Fanahy sy hery, mba tsy ho ao ame fahendren'ny gnolombelogny gne finona
|
Loading…
Reference in New Issue