auto save
This commit is contained in:
parent
59a875dd4a
commit
50c1aab99d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa ho an'ny sisa da mizaka aho---iaho, fa tsy gne Tompo---hoe raha misy rahalahy iray managny vady tsy mpino, ary raha mahafaly azy gne miara-miaigny aminy, da tsy tokony hisaraky ame vadiny izy. Raha gne viavy raiky gne mana vady tsy mpino, ary raha mahafaly anazy gne miara-mipetraky aminy, da tsy tokony hisaraky ame vadiny izy. Satria gne lehilahy tsy mpino da nanigny ho ane vadiny, ary gne viavy tsy mpino da nanignyho ane rahala
|
||||
Fa ho an'ny sisa da mizaka aho---iaho, fa tsy gne Tompo---hoe raha misy rahalahy iray managny vady tsy mpino, ary raha mahafaly azy gne miara-miaigny aminy, da tsy tokony hisaraky ame vadiny izy. Raha gne viavy raiky gne mana vady tsy mpino, ary raha mahafaly anazy gne miara-mipetraky aminy, da tsy tokony hisaraky ame vadiny izy. Satria gne lehilahy tsy mpino da nanigny ho ane vadiny, ary gne viavy tsy mpino da nanignyho ane rahalahiny. Fa raha tsy izany da ho maloto gne zanakareo, nefa raha gne marina da efa voatokagny izy ireo.
|
Loading…
Reference in New Issue