auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-03-02 12:15:57 -05:00 committed by root
parent 3631af73a8
commit 38c155b8d4
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa tsy gne hanigny no hatolotry antsika eo amin'Andriamanitra. Fa tsy indrindra intsika raha tsy mihinagny, na koa ho tsara kokoa raha mihinagny izany. Tandremo mba tsy gne fahalalanareo no antony hahatonga ireo olona osa ara-pinogny ho tafitogny. Fa ataovy toy ny hoe misy mahita anao, izay managny fahalalagny, mihinagny gne sakafo ao ame
Fa tsy gne hanigny no hatolotry antsika eo amin'Andriamanitra. Fa tsy indrindra intsika raha tsy mihinagny, na koa ho tsara kokoa raha mihinagny izany. Tandremo mba tsy gne fahalalanareo no antony hahatonga ireo olona osa ara-pinogny ho tafitogny. Fa ataovy toy ny hoe misy mahita anao, izay managny fahalalagny, mihinagny gne sakafo ao ame tempolin'ny sampy. Tsy gne fahalemen'gne fieritreretany ve no nasahiany hihinana izay natolotra ho an'ny sampy?

1
08/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Koa