auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-21 01:17:55 -05:00 committed by root
parent af280e85ae
commit 3508e2411a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka mifanakasakagny anareo tsirairay, afa-tsy ame fifagnaragny nifagnamboaragny ame fotoagny votokagny. Ataovy izay mba hafahanareo manoka-tegna ame vavaka. Avy eo da tokony hiara-hatory koa anareo, mba tsy hazahoan'n satana maka fanahy anareo nohon'ny tsy fanananareo fifehezan-tenga. Kanefa iaho da mizaka an'ireo zavatry ireo aminareo
Ka mifanakasakagny anareo tsirairay, afa-tsy ame fifagnaragny nifagnamboaragny ame fotoagny votokagny. Ataovy izay mba hafahanareo manoka-tegna ame vavaka. Avy eo da tokony hiara-hatory koa anareo, mba tsy hazahoan'n satana maka fanahy anareo nohon'ny tsy fanananareo fifehezan-tenga. Kanefa iaho da mizaka an'ireo zavatry ireo aminareo am-pahalalagny fa tsy didy. Fagnirihako gne olon-drehetra mba hitovy amiko. Fa gne tsirairay da samy nanagny gne fagnomezam-pasohavagny