auto save

This commit is contained in:
MAD133 2020-02-11 05:27:35 -05:00 committed by root
parent 313d0112fd
commit 162a8e36f2
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary iaho,ry rahalahy, da tsy afaky nizaka taminareo mitovy ame gnolana izay ara-panahy, fa kosa mitovy ame gnolana ara-nofo, mitovy ame zazakidy ao amin'i Kristy. Nofahanako ronono anareo, fa tsy fokany,satria tsy vonogny tamizany anareo ,ndre amizao aza da tsy mbola vonogny amizany anareo.
\v 1 \v 2 Ary iaho,ry rahalahy, da tsy afaky nizaka taminareo mitovy ame gnolana izay ara-panahy, fa kosa mitovy ame gnolana ara-nofo, mitovy ame zazakidy ao amin'i Kristy. Nofahanako ronono anareo, fa tsy fokany,satria tsy vonogny tamizany anareo ,ndre amizao aza da tsy mbola vonogny amizany anareo.

View File

@ -1 +1 @@
Satria anareo mbola araky gne nofo. Fa ndre aiza misy fahasarotam-piaro sy fifamaligny eo aminareo,da tsy mivelogny araky gne nofo ve anareo, ary da tsy mandeha ame tokony ho izy gne olombelona? Fa rehefa raiky mizaka hoe:" Iaho magnaraky an'i Paoly" ary gne raiky mizaka hoe "iaho magnaraky an'i Apolosy," da
\v 3 \v 4 \v 5 Satria anareo mbola araky gne nofo. Fa ndre aiza misy fahasarotam-piaro sy fifamaligny eo aminareo,da tsy mivelogny araky gne nofo ve anareo, ary da tsy mandeha ame tokony ho izy gne olombelona? Fa rehefa raiky mizaka hoe:" Iaho magnaraky an'i Paoly" ary gne raiky mizaka hoe "iaho magnaraky an'i Apolosy," da